|
|
|
|

Entry (1/2)1  gaina
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1#389] Tsy mahateny noho ny fahadisoam-panantenana; diso fanantenana fa ny zavatra efa teo an-tanana na nantenaina ho azo no lasa na foana
Explanations in English  4  [1.2] disappointed. See diso hevitra, fola-tana-manondro, haihay
Explanations in French  5  [1.3#193] Désappointé, décontenancé
Derivatives 
6  Active verbs :
7  Passive verbs :
8  Relative verbs :
9  Names :
10  Adjectives :
Analogs  11  diso paika, diso tetika, diso fanantenana, mangaina, malazo molotra, mangaihay, mangasihasy, manjahatra, manjahana, mangotsoka, mangetoka, mitokaiky, ny antenain-tsy azo ny an-tanam-botsotra
Compound words 

Entry (2/2)13  gaina
Part of speech  14  noun
Explanations in Malagasy  15  [1.1] Hafanan' ny andro tsisy rivotra ary tsisy rahona, maina be
Explanations in French  16  [1.3#194] Ardeur d'un soleil sans vent et sans nuage, se dit aussi de ce qui est trop sec
Derivatives 
17  Active verbs :
18  Names :
Synonyms  19  gaingaina

Anagrams  20 

Updated on 2025/01/21