Entry (1/3) | 1 mangaina |
Root | 2 manga |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atao tonga manga [1.1] |
Morphology |
|
Entry (2/3) | 9 mangaina |
Root | 10 gaina |
Part of speech | 11 active verb or adjective |
Explanations in Malagasy |
12 diso fanantenana: Nangaina aho fa very ilay vola nianteheraho 13 foana tsy misy mipetraka, monina: Mangaina ity trano itỳ izany [1.1] |
Explanations in English |
14 disappointed [1.2] |
Explanations in French |
15 être désappointé, décontenancé; être vide: Nangaina aho, fa tsy tanteraka ny nantenaiko (J'ai été désappointé, parce que ce que j'espérais ne s'est pas accompli) ~ Mangaina io trano io (Cette maison est vide) [1.3] 16 être déçu (haihay) 17 être désappointé (gaina) [1.54] |
Examples |
18 mangaina sy mangaihay fotsiny I Katy sy Saonina mahita an-drainy tsy mety mifoha sy tsy miteny intsony. [2.470] |
Morphology |
|
Entry (3/3) | 22 mangaiña |
Part of speech | 23 active verb |
Explanations in French |
24 maka ny ranom-pary avy amin' ny fary [2.165] |
Proverbs | 25 Proverbs containing the word mangaiña |
Anagrams | 26 maingaña, manainga, manaingà, manangia, mangaina, mangaiña, miangana, maingaña, manainga, manaingà, manangia, mangaina, mangaiña, miangana |
Updated on 2023/01/20 |