Entry | 1 migaina |
Root | 2 gaina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Sady mafana no manevoka: Migaina izany andro izany 5 Marary, mavesabesatra: Migaina hono ny andohany ka nomeko fanafody izy 6 Maina dia maina, karakaina: Kitay hazo migaina ireo ka mirehitra tsara [1.1] |
Morphology |
|
Synonyms | 10 migaingaina |
Anagrams | 11 miainga, miaingĂ , migaina |
Updated on 2023/01/20 |