Entry | 1 migaingaina |
Root | 2 gaingaina |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Sady mafana no manevoka: Migaingaina izany andro izany Marary, mavesabesatra: Migaingaina hono ny andohany ka nomeko fanafody izy Maina dia maina, karakaina: Kitay hazo migaingaina ireo ka mirehitra tsara |
Explanations in English |
5 [1.2] sultry, oppressive. Used of the weather. 6 [1.7] to be oppressively hot (of the sun) |
Explanations in French |
7 [1.3] Se dit d'une forte chaleur, d'une lourdeur de tête, de ce qui est trop sec: Migaingaina ny andro (Le temps est très chaud et lourd) ~Migaingaina ny andohako (J'ai la tête lourde) ~ Migaingaina ny kitay hazo (Le bois de chauffage est très sec) 8 [1.8] faire très chaud; (se dit du temps qui est bien chaud, du soleil qui tape fort) |
Synonyms | 9 migaina |
Anagrams | 10 |
Updated on 2025/01/21 |