Entry (1/3) | 1 manidina |
Root | 2 idina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] [Tambahoaka]
[mañidiña] mandraraka rano 5 [1.78] [Sihanaka] [mañidiña] mandrotsaka rano, manondraka 6 [1.1] Manao izay hidinana, mampidina, mandrotsaka: Manidina kafe ao anaty kaopy Mandatsaka ao anaty lasitra: Manidina lakolosy |
Explanations in English |
7 [1.2] to pour out, to take down; to cast |
Explanations in French |
8 [1.3] Faire descendre, verser dans, couler dans un moule |
Morphology |
|
Entry (2/3) | 13 manidina |
Root | 14 sidina |
Part of speech | 15 active verb |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] Mihetsika na mihantona eny amin' ny rivotra amin' ny alalan' ny elatra: Manidina ambony ny papango Mandeha eny amin' ny habakabaka: Nahita aeroplanina nanidina aho tamjn' ny 7 ora teo ho eo Mihantona, mivoivoy eny amin' ny rivotra: Aza kopahina mafy io fandiavana io fa manidina ny vovoka Mandeha na mihazakazaka haingana dia haingana: Manidina izany raha soavaly Enti-milaza olona -- indrindra ny vehivavy -- mandehandeha, tsy tsara fitondran-tena: Ho lany zara marina io tovovavy fatra-panidina io |
Explanations in English |
17 [1.7] to fly |
Explanations in French |
18 [1.8] voler dans l'air |
Examples |
19 Ny voro-manidina dia maro karazana sady betsaka tokoa [1.38] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 25 Proverbs containing the word manidina |
Entry (3/3) | 26 manidìna |
Root | 27 idina, sidina |
Part of speech | 28 imperative of active verb manidina [Full list] |
Explanations in Malagasy |
29 [1.1] |
Anagrams | 30 |
Updated on 2025/01/21 |