|
|
|
|

Entry (1/3)1  manidina
Root  2  idina
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [mañidiña] mandraraka rano [Tambahoaka] [1.78]
5  [mañidiña] mandrotsaka rano, manondraka [Sihanaka] [1.78]
6  Manao izay hidinana, mampidina, mandrotsaka: Manidina kafe ao anaty kaopy
7  Mandatsaka ao anaty lasitra: Manidina lakolosy [1.1]
Explanations in English  8  to pour out, to take down; to cast [1.2]
Explanations in French  9  Faire descendre, verser dans, couler dans un moule [1.3]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Entry (2/3)14  manidina
Root  15  sidina
Part of speech  16  active verb
Explanations in Malagasy  17  Mihetsika na mihantona eny amin' ny rivotra amin' ny alalan' ny elatra: Manidina ambony ny papango
18  Mandeha eny amin' ny habakabaka: Nahita aeroplanina nanidina aho tamjn' ny 7 ora teo ho eo
19  Mihantona, mivoivoy eny amin' ny rivotra: Aza kopahina mafy io fandiavana io fa manidina ny vovoka
20  Mandeha na mihazakazaka haingana dia haingana: Manidina izany raha soavaly
21  Enti-milaza olona -- indrindra ny vehivavy -- mandehandeha, tsy tsara fitondran-tena: Ho lany zara marina io tovovavy fatra-panidina io [1.1]
Explanations in English  22  to fly [1.7]
Explanations in French  23  voler dans l'air [1.8]
Examples  24  Ny voro-manidina dia maro karazana sady betsaka tokoa [1.38]
Morphology 
25  Present :
26  Past :
27  Future :
28  Imperative :
Compound words 
Proverbs  30  Proverbs containing the word manidina

Entry (3/3)31  manidìna
Root  32  idina, sidina
Part of speech  33  imperative of active verb manidina [Full list]
Explanations in Malagasy  34  [1.1]

Anagrams  35  amandiny, andaminy, anidinam, manidina, manidìna, miandany, midanina, nanadimy, nanidiam

Updated on 2024/05/28