|
|
|
|

Entry1  manivaka
Root  2  ivaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.78] [Sihanaka] manavatsava, mamakivaky
5  [1.1] Mandalo eo afovoany: Tsy hita intsony ny hamenarako nanivaka teto afovoan' ny olona
Miala amin' ny lalambe ka mandeha amin' ny lalankely na mamoron-dalana mihitsy aza mba hahatongavana haingana na hahafohy ny dia: Taiza ho aiza izy no nanivaka no tsy hitanay akory ~ Misy feo manivaka izany ka maharatsy ny hira
Manositosika, mandavo, mamotraka olona: Olona tsy mahalala fomba koa itony manivaka ny sasany itony rehefa mandalo
Explanations in English  6  [1.7] to cut across, to take a shortcut
Explanations in French  7  [1.8] prendre un raccourci, traverser
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Synonyms  12  manivakivaka

Anagrams  13 

Updated on 2025/01/28