Entry | 1 manivakivaka |
Root | 2 ivakivaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandalo eo afovoany: Tsy hita intsony ny hamenarako nanivakivaka teto afovoan' ny olona 5 Miala amin' ny lalambe ka mandeha amin' ny lalankely na mamoron-dalana mihitsy aza mba hahatongavana haingana na hahafohy ny dia: Taiza ho aiza izy no nanivakivaka no tsy hitanay akory? / Misy feo manivakivaka izany ka maharatsy ny hira 6 Manositosika, mandavo, mamotraka olona: Olona tsy mahalala fomba koa itony manivakivaka ny sasany itony rehefa mandalo [1.1] |
Morphology |
|
Synonyms | 11 manivaka |
Updated on 2023/01/05 |