|
|
|
|

Entry (1/2)1  manizina
Root  2  izina
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mampaniombona, manamaizina: Dia hanizina ny tranontsika va re io trano aorina eo anoloana io?
5  Mamoritra, mampihitsoka, mandentika, manidy: Hamy herin' ny fahavalo, nanizina ny miaramilany tao amin' ilay hadilanana [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Entry (2/2)10  manizìna
Root  11  izina
Part of speech  12  imperative of active verb manizina [Full list]
Explanations in Malagasy  13  [1.1]
Explanations in French  14  [1.3]

Anagrams  15  anizinam, manizìna, manizina

Updated on 2023/01/20