Entry (1/2) | 1 manjavona |
Root | 2 zavona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza ny andro rehefa misy zavona: Nanjavona (ny andro) aninaraina Enti-milaza fahitana zavatra, tsy dia mazava tsara fa manjavozavo: Manjavona no fahitako iry trano iry Mandositra na tsy hita foana tao: Nanjavona foana teo ilay mpangalatra |
Explanations in English |
5 [1.7] to glide by rapidly, to disappear to be misty or foggy |
Explanations in French |
6 [1.8] se dit du temps de brouillard passer rapidement, disparaître; |
Morphology |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word manjavona |
Entry (2/2) | 12 manjavona |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in French |
14 [1.196] Helichrysum mutisiaefolium Less. (Asteraceae). Plante qui affectionne les sommets montagneux noyés dans la brume. [Betsileo]
|
Vocabulary |
15 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 17 anjavonam, manjavona |
Updated on 2023/12/01 |