Entry | 1 zavona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fitangoronam-bovo-drano matevina mitorajofo amin' ny maraina na ny hariva eny amin' ny habakabaka, akaikin' ny tany kokoa noho ny rahona, ka mazàna misafosafo eny an-tampon' ny tendrombohitra: Amin' ny sivy eo ho eo vao misava ny zavona. [1.1] |
Explanations in English |
4 mist, fog [1.7] |
Explanations in French |
5 brouillard [1.3, 1.8] 6 brume [1.8] |
Examples |
7 zavona fotsy no isatrohany matetika. [2.499] 8 Efa levona tsy hita intsony ny zavona; [2.324] 9 Ndrisy, toa rahona sy zavona mihelina tokoa mantsy ireny. [2.470] |
Vocabulary |
10 Meteorology |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 22 Proverbs containing the word zavona |
Anagrams | 23 vazano, zavona |
Updated on 2023/06/05 |