Manaraka izany, misy olona zavontany izay azo lazaina fa mbola matory ao anatiny ilay toetra mivavaka.[2.285]
2
Nampiasa ny ody maheriny koa i Tija sy Salovambolo ka nandefasany lalitra zavontany ny Sakalava, izay nandrakotra sy nanentsina ny masony sy ny vavany ary ny orony sy ny sofiny![2.508]