Entry | 1 zavontany |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza zavatra na isa be dia be, tsy tambo isaina |
Explanations in French |
4 [1.3][zavon-tany] innombrable |
Examples |
5 [2.285#] Manaraka izany, misy olona zavontany izay azo lazaina fa mbola matory ao anatiny ilay toetra mivavaka. 6 [2.508#] Nampiasa ny ody maheriny koa i Tija sy Salovambolo ka nandefasany lalitra zavontany ny Sakalava, izay nandrakotra sy nanentsina ny masony sy ny vavany ary ny orony sy ny sofiny! |
Elementary words | 7 zavona, tany |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |