Entry (1/2) | 1 manjera |
Root | 2 zera |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandavo, manadaboka, mamotraka: Nisy nanjera ilay tavim-boninkazo teto ka vaky terý 5 Mamarina, manary: Iza aminareo no nanjera ny satroko tany anaty rano? [1.1] |
Explanations in English |
6 to throw down ; to beat [1.7] |
Explanations in French |
7 jeter à terre; battre [1.8] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 12 manjerà |
Root | 13 zera |
Part of speech | 14 imperative of active verb manjera [Full list] |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] |
Anagrams | 16 anjeram, manjerà, manjera |
Updated on 2023/01/20 |