|
|
|
|

Entry1  manjokaiky
Root  2  jokaiky
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Mifintina tsy mihetsika ary manjonitra toa malahelo; mitakoko, manjonitra, manjoretra, manjonetra [1.1]
Examples  5  Mipetraka ambony tsihy izy manjokaiky toa olona tra-pahakiviana sy very hevitra. [2.470]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
Synonyms  9  mijokaiky
Proverbs  10  Proverbs containing the word manjokaiky

Updated on 2023/01/20