Entry | 1 manjokaiky |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mifintina tsy mihetsika ary manjonitra toa malahelo; mitakoko, manjonitra, manjoretra, manjonetra |
Examples |
4 [2.470] Mipetraka ambony tsihy izy manjokaiky toa olona tra-pahakiviana sy very hevitra. |
Root | 5 jokaiky |
Morphology |
|
Synonyms | 9 mijokaiky |
Proverbs | 10 Proverbs containing the word manjokaiky |
Anagrams | 11 manjokaiky, najokaikim |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |