Entry | manjoretra (joretra) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mamitsaka tsy mihetsika noho ny alahelo na ny aretina, ka raha olona, mitakoko mitan-takolaka, ary raha biby kosa, manjokaiky, miforitra: Marary angaha ity akoholahin' i Naivo ity fa manjoretra hatry ny omaly [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be silent, to be thoughtful, to be melancholy [1.7] | ||||||||
Explanations in French | être silencieux, morne, mélancolique [1.8] | ||||||||
Vocabulary | Emotions | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Synonyms | mijoretra | ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word manjoretra | ||||||||
Updated on 2023/01/20 |