Entry | 1 mijoretra |
Root | 2 joretra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mamitsaka tsy mihetsika noho ny alahelo na ny aretina, ka raha olona, mitakoko mitan-takolaka, ary raha biby kosa, manjokaiky, miforitra: Marary angaha ity akoholahin' i Naivo ity fa mijoretra hatry ny omaly |
Morphology |
|
Synonyms | 8 manjoretra |
Updated on 2023/01/20 |