Entry | 1 mankamamy |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manaiky na mandray amin-kafaliana: Mankamamy ny torohevitrao aho Tia, miraiki-po amy: Mankamamy ny fiainana eo anivon' ny fianakaviana ny Malagasy |
Explanations in English |
4 [1.7] to find something sweet or pleasing or acceptable |
Explanations in French |
5 [1.8] trouver une chose bonne ou agréable |
Root | 6 hamy |
Morphology |
|
Anagrams | 11 ankamamim, mankamamy |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |