Entry (1/2) | 1 mankarenina |
Root | 2 renina |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza feo mafy dia mafy ka mahatonga ho marenina: Asaivo mangina izany ankizy izany fa mankarenin-tsofina [1.1] |
Explanations in French |
5 rendre sourd [1.3, 1.5] |
Examples |
6 hoy ny mpanofa trano tao an-tany, ka mankarenina izato miliny! [2.499] |
Morphology |
|
Synonyms | 10 mamparenina |
Entry (2/2) | 11 mankarenina |
Root | 12 renina |
Part of speech | 13 adjective |
Explanations in French |
14 assourdissant [1.5] |
Examples |
15 Mamakivaky ny lanitra ny tselatra, ary kotroka mankarenina no manampy ny firaondraonan' ny onja mihaza ny rembiny. [2.471] |
Morphology |
|
Updated on 2020/07/31 |