Entry | manko | |
Part of speech | particule | |
Explanations in Malagasy | Kian-teny milaza:
-- 1) Fiampangana, fitarainana, fiekena: Izy manko mikapoka anay o! -- 2) Toe-javatra toa tsy fidiny ka arahintsento: Ho lasa tokoa manko ianao! [1.1] | |
Explanations in English | A word put in for ornament or slight emphasis; cf. mantsy [1.7] | |
Explanations in French | Sert d'ornement, parfois renforce un peu le sens [1.8] | |
Anagrams | manko, monka |
Updated on 2020/07/31 |