|
|
|
|

Entry (1/3)1  mantsy
Part of speech  2  particule [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] jereo MANko
Explanations in French  4  [1.3] comme MANko
Examples  5  Tsy ho hitako intsony mantsy Razay. [2.324]

Entry (2/3)6  mantsy
Part of speech  7  preposition [Full list]
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Miantso, miteny an-dRanona: Hoy, hono ianao tamin-dRasoa mantsy, ahy: "Olona mpamitaka iny"; marina ve izany?
Explanations in English  9  [1.7] referring to; also used as ornament of speech like manko
Explanations in French  10  [1.8] rapport à, concernant; sert aussi d'ornement comme manko
Examples  11  Fantatro mantsy fa tsy hifanantitra amin' izy mivady mandrakizay aho. [2.471]
12  Ny tany mantsy tsy ilaozan' ny mpisompatra. [2.472]
13  "Raha alako ra amin' ity antsy ity mantsy izao, ny mpanjaka dia ho faty; [2.293]
14  Raha mba izaho mantsy no nanana elatra! [2.324]
15  Fantatray ihany mantsy ny mahavariana ny tanora ao an-drenivohitra ao: [2.470]
Synonyms  16  manko

Entry (3/3)17  mantsy
Part of speech  18  adjective
Explanations in Malagasy  19  [1.78] [Tanala] maimbobe tsy zaka, mantsina

Anagrams  20 

Updated on 2025/01/21