|
|
|
|

Entry1  manodinkodina
Part of speech  2  active verb
Examples  3  [4.27] Ahoana moa no hampanekena ny olona fa rariny ny hampiharana sazy henjana amina mpiasa iray nangalatra yaorita na akanjo na entana fampiasa andavanandro nefa ny mpanao politika manodinkodina vola an-tapitrisany maro tsy mba voatohintohina, ary na misy aza izany dia lazainy fa zony ny mahazo famotsoran-keloka?
Root  4  hodinkodina
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :

Updated on 2024/12/11