Entry (1/3) | 1 manolana |
Root | 2 olana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manodin-javatra ny ilany miankavia, ny ilany miankavanana: Manolan-damba 5 Mamoritra: Manolam-pary [1.1] |
Explanations in English |
6 to twist rope [1.2] 7 to twist, to complicate [1.7] |
Explanations in French |
8 tordre, rendre compliqué [1.8] |
Morphology |
|
Entry (2/3) | 13 mañolana |
Part of speech | 14 active verb |
Explanations in Malagasy |
15 maka vehivavy amin-kery [Tambahoaka]
[1.78] 16 maka vehivavy anterisetra [Sihanaka] [1.78] |
Entry (3/3) | 17 manolàna |
Root | 18 olana |
Part of speech | 19 imperative of active verb manolana [Full list] |
Explanations in Malagasy |
20 [1.1] |
Anagrams | 21 amalonan, anolanam, manalona, manoalan, mañolana, manolana, manolàna, namalona, namolana, nanamalo, nanoalam |
Updated on 2023/01/20 |