Entry (1/2) | 1 manolo |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manova hafa: Tsy mono na manolo mpampianatra efa za-draharaha Miova: Lasa nanolo akanjo izy Manonitra, manefa: Izaho no hanolo ny volanao fa aza matahotra |
Explanations in French |
4 [1.3#623] remplacer, compenser, rendre, changer |
Examples |
5 [1.3#623] Aoka hanolo akanjo aho vao mandeha (Je vais changer d'habit avant de partir) 6 [1.3#623] Soloy aho anio, fa hanolo anao kosa aho rahampitso (Remplaccz-moi aujourd'hui et je vous remplacerai demain) 7 [1.3#623] Mba aloavy kely ny vidin-tsatroko, fa hanolo ny volanao aho (Payez mon chapeau et je vous rendrai votre argent) 8 [1.3#623] Ataovy ity raharaha ity indroa andro, fa hanolo ny andronao aho (Faites ce travail pendant deux jours et je travaillerai deux jours à votre place) |
Root | 9 solo |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 14 mañolo |
Part of speech | 15 active verb |
Explanations in Malagasy |
16 [1.78] [Tanosy]
manodidina |
Anagrams | 17 lomano, lomona, maloño, manolo, mañolo, namolo |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |