|
|
|
|

Entry (1/2)1  manodidina
Root  2  hodidina
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mandeha manapitra ny sakany sy ny lavany: Entina manodidina ny fahitra ny zaza rehefa mivoaka itany
5  Mamaritra ny sisiny ivelany rehetra: Misy tamboho boribory manodidinany tanànanay
6  Manao sokera, manarona: Efa manodidina ny tanàna ny fahavalo
7  Miolikolika, misafelika: Nanodidina aloha izy vao namantana niteny ny raharaha nalehany [1.1]
Explanations in English  8  to surround; to go around [1.7]
Explanations in French  9  entourer; faire le tour [1.8]
Examples  10  Rehefa hariva ny andro, dia ny nikajakaja ny sakafo no nataony, ka miramirana izy rehetra manodidina ny afo. [2.324]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Compound words 
Titles 

Entry (2/2)19  manodidìna
Root  20  hodidina
Part of speech  21  imperative of active verb manodidina
Explanations in Malagasy  22  [1.1]
Tables and plates  23  All the active imperatives

Anagrams  24  manodidina, manodidìna, manodidina, manodidìna

Updated on 2023/08/11