|
|
|
|

Entry1  tafondro manodidina
Elementary words  2  tafondro, manodidina
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] poa-tafondro indroa ambin' ny folo izay natao taloha rehefa misy firavoravoan-dehibe na fandraisam-bahiny manankaja ambony
Examples  5  ary nipoaka intelo ny tafondro manodidina [2.48]

Updated on 2024/12/07