|
|
|
|

Entry1  tafondro
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fiadiana lehibe fandefasam-baomba entina miady any an-tafika, izay matetika entina kodiarana.
Explanations in English  4  [1.7] a cannon
Explanations in French  5  [1.8] canon
Examples  6  [2.472] Tsy fantatr' izy roa lahy na firy na firy ny tafondro nandraraka.
7  [2.48] ary ny tafondro eroa Ambatondrafandrana no mamaly.
Vocabulary  8  Military
Compound words 
Proverbs  16  Proverbs containing the word tafondro

Updated on 2024/12/07