Entry 1/2 |
manoloana
(oloana)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manatrika eo anatrehana: Indreto ny zanakareo manoloana anareo [1.1]
|
Explanations in English | To put one's self in front of another yet face to face. [1.2]
|
| To be in face of, to be in front of [1.7]
|
Explanations in French | être devant, en face de [1.8]
|
Examples |
1 | Moa va tsy fantsakana ny lavakom-barika iray manoloana azy;
[2.470]
|
2 | Tsy nanana fiaramanidina ry zareo, ny tafika manoloana azy sy ny fitaovana ampiasainy koa dia efa avy nisedra ny Alemana tany Afrika.
[2.472]
|
|
Morphology |
Present : |
manoloana |
Past : |
nanoloana |
Future : |
hanoloana |
Imperative : |
manoloàna |
|
|
Entry 2/2 |
manoloàna
(oloana)
|
Part of speech | imperative of active verb manoloana
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|