Entry (1/2) | 1 manomana |
Root | 2 omana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manao vonona mialoha izay ilaina amin' ny fanatanterahana zavatra iray: Manomana ny fetin' ny reny Isambilo sy na anabaviny ~ Manomana fiadiana ny fahavalo [1.1] |
Explanations in English |
5 to decorate, to make ready to go, to put in readiness. [1.2#459] 6 to prepare, to make ready [1.7] |
Explanations in French |
7 préparer, faire les préparatifs [1.3#461, 1.8] 8 parer [1.3#461] |
Examples |
9 manomana ny tsihy sy ny lovia kosa i Mora [2.442#22] 10 nanomana tafika ny Fanjakana Frantsay [2.588#152] 11 manomana fiadiana ny fanjakana (Le gouvernement prépare des armes) [1.3#461] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 16 manomàna |
Root | 17 omana |
Part of speech | 18 imperative of active verb manomana [Full list] |
Explanations in Malagasy |
19 [1.1] |
Examples |
20 Ary manomàna soavaly hitaingenan' i Paoly koa, hitondranareo azy soa aman-tsara ho any amin' i Félix governora [2.996#51.23.24] |
Anagrams | 21 anomanam, manomana, manomàna, namoanam, nanamamo |
Updated on 2023/01/20 |