Entry | 1 manome |
Root | 2 ome |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [mañome] manome [Taisaka]
[1.78] 5 Mahafoy: Manome vola ny mahantra 6 Manaiky: Tsy nanome ny zavatra nangatahiko izy [1.1] |
Explanations in English |
7 to give [1.2, 1.7] 8 to present [1.2] |
Explanations in French |
9 donner [1.8, 1.13] 10 offrir, céder [1.13] |
Examples |
11 "Izay manome ahy vola ariary zato, omeko anatra tsara. [2.293] 12 Dia injao indray toa nisy feo miteny aminy manome toky azy. [2.324] 13 Tsy manala na manome tsiny an-dRavinantolahy aho, sanatria! [2.470] 14 Mba olombelona ihany Rasoa ka nahazo hirika tao aminy ny famaliana faty amin' izato afitso-janany izay manome teny maharary azy. [2.470] 15 - manome toky anao aho! [2.471] 16 Ny tanàna teo akaikin' ny volibe no manome ny olona nilainy toy izany. [2.472] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 25 Proverbs containing the word manome |
Anagrams | 26 mameno, mamoñe, manemo, manome |
Updated on 2023/06/06 |