Entry (1/2) | 1 manompirana |
Root | 2 sompirana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manao zavatra, mipetraka, mijery... tsy mba mahitsy fa mivilana: Manompirana foana io vehivavy io rehefa mipetraka Miolaka: Manompirana io lalana io rehefa tonga erỳ ambanimbany erỳ Misafelika: Nanompirana ny zandary no nahazoany ireo mpangalatra omby |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 9 manompirà na |
Root | 10 sompirana |
Part of speech | 11 imperative of active verb manompirana [Full list] |
Explanations in Malagasy |
12 [1.1] |
Explanations in French |
13 [1.3] |
Anagrams | 14 |
Updated on 2025/01/21 |