Entry | 1 manondritra |
Root | 2 tondritra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manatodika 5 Manolaka (hadisoana) 6 Mitana zaza eo anelakelaky ny lohalika roa ka manankin' ny lohany amin' ny tratra ary somary manainga kely kosa ny tongony mba hahafahany mivalana tsara [1.1] |
Morphology |
|
Other spellings | 11 manondrotra |
Anagrams | 12 manitrandro, manondritra |
Updated on 2023/01/20 |