|
|
|
|

Entry (1/2)1  manondro
Root  2  tondro
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manambara zavatra na olona, ny misy azy, amin' ny rantsantanana na amin' ny zavatra hafa: Nofadin' ny Ntaolo ny manondro fasana
5  Manoro, milaza: Ny rahalahinao ihany no nanondro anao ho nanao izany
6  Manamarika: Manondro amin' ny valo latsaka fahatelony ny sahazabem-pamantaranandro [1.1]
Explanations in English  7  to point at, to point out [1.7]
Explanations in French  8  indiquer avec le doigt; indiquer [1.8]
9  pointer du doigt [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Examples  10  Tsy manondro olona ho mpangalatra tsy akory aho fa mba manontany fotsiny. [2.472]
11  Tsy misy porofo na adi-hevitra izany, fa loko io ka samy manondro izay azoazony. [2.5]
12  manondro molotra izy sady mihifikifi-doha ka manao hoe: [2.996]
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
16  Imperative :
Compound words 
Proverbs  23  Proverbs containing the word manondro

Entry (2/2)24  manondro
Part of speech  25  noun
Explanations in French  26  (de tondro : le doigt tendu, l'index, nom donné aux points de repère que prennent les piroguiers sur la côte, cet arbre, de grande taille, est souvent l'un de ces points de repère). Barringtonia racemosa (L.) Spreng. (Lecythidaceae). Les fruits et écorces écrasés dans de l'eau servent de poison de pêche. Ils sont riches en saponines triterpéniques (barringtogénines). [Sakalava] [1.196]
27  (arbre souvent planté autour des villages et qui sert aussi de point de repère). Ficus trichopoda Baker (Moraceae). Fruits comestibles, écorces à fibres. Le latex passe pour avoir des propriétés vulnéraires. [Sakalava] [Betsimisaraka]
Vocabulary  28  Botany
Scientific name 

Anagrams  30  mandrôño, manondro, namondro

Updated on 2023/07/31