|
|
|
|

Entry1  manontanintany
Root  2  ontanintany
Part of speech  3  active verb
Examples  4  Tsy tafandry ny sainy ka lasa nanontanintany ny olona teo akaikiny [2.324]
5  Aleo manontanintany foana ihomehezana, toy izay manaonao foana ho tezerana [2.558#14]
6  Raha ity moa ka ao izy fa atahorany hanontanintany azy ny amin' ny ombin' Ingahy sisa aty aho ka hodiany tsy fantatra? [2.643#112]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
Other spellings  10  manontanitany

Anagrams  11  manontanintany, manontanitanin, nanontanitanim

Updated on 2023/02/09