Entry | 1 manontanintany |
Part of speech | 2 active verb |
Examples |
3 [2.324] Tsy tafandry ny sainy ka lasa nanontanintany ny olona teo akaikiny 4 [2.558#14] Aleo manontanintany foana ihomehezana, toy izay manaonao foana ho tezerana 5 [2.643#112] Raha ity moa ka ao izy fa atahorany hanontanintany azy ny amin' ny ombin' Ingahy sisa aty aho ka hodiany tsy fantatra? |
Root | 6 ontanintany |
Morphology |
|
Other spellings | 10 manontanitany |
Anagrams | 11 manontanintany, manontanitanin, nanontanitanim |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |