Entry |
manontany
(ontany)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manao teny mila setriny na valiny: Manontany anao aho ka valio Manadina: Nanontany an' Isambilo momba ny bika aman' endriky ny tany ny mpampianatra Maka ambavany, mamotopototra: Nanontany ny voampanga ny mpamototra [1.1]
|
Explanations in English | To inquire, to investigate, to make a search, to question [1.2]
|
| To ask a question, to interrogate [1.7]
|
Explanations in French | Poser une question; questionner, interroger [1.8]
|
Examples |
1 | Tsy manondro olona ho mpangalatra tsy akory aho fa mba manontany fotsiny.
[2.472]
|
2 | Sady mibaiko izy, no manontany, no manompa, ka i Lidy mifihifihy no manaraka azy eto aoriana sy manao izay lazainy.
[2.470]
|
|
Morphology |
Present : |
manontany |
Past : |
nanontany |
Future : |
hanontany |
Imperative : |
manontania |
|
Synonyms | |
Compound words |
|
Proverbs |
|