Entry | 1 manontany |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manao teny mila setriny na valiny: Manontany anao aho ka valio Manadina: Nanontany an' Isambilo momba ny bika aman' endriky ny tany ny mpampianatra Maka ambavany, mamotopototra: Nanontany ny voampanga ny mpamototra |
Explanations in English |
4 [1.2] to inquire, to investigate, to make a search, to question 5 [1.7] to ask a question, to interrogate |
Explanations in French |
6 [1.8] poser une question; questionner, interroger |
Examples |
7 [2.472] Tsy manondro olona ho mpangalatra tsy akory aho fa mba manontany fotsiny. 8 [2.470] Sady mibaiko izy, no manontany, no manompa, ka i Lidy mifihifihy no manaraka azy eto aoriana sy manao izay lazainy. |
Root | 9 ontany |
Morphology |
|
Synonyms | 14 miontany |
Compound words |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word manontany |
Anagrams | 19 anintonam, antanonim, manintòna, manintona, manontany, nanotinam, nantoanim, niontanam, notamanin, notaninam |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |