|
|
|
|

Entry (1/3)1  manoro
Root  2  toro
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manondro: Iza aminareo no hanoro ahy ny lalana mankany an-tsena
5  Mampahafantatra, milaza: Adidinao ny manoro izay tokony hataon' ireo zaza ireo [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Compound words 
Phytonyms 

Entry (2/3)12  manoro
Root  13  noro
Part of speech  14  active verb
Explanations in Malagasy  15  Manome hafaliana [1.1]
Morphology 
16  Present :
17  Past :
18  Future :

Entry (3/3)19  manoro
Root  20  oro
Part of speech  21  active verb
Explanations in Malagasy  22  mandoro [Tambahoaka, Taisaka, Bara, Bezanozano, Sihanaka] [1.78]
23  mandoro, manimba amin'ny afo [Tanala, Tanosy] [1.78]
24  mampihina zaka iray amin'ny ôksizenina [1.13]
Explanations in French  25  mettre en combustion [1.13]
26  brûler, mettre le feu [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Morphology 
27  Present :
28  Past :
29  Future :
Synonyms  30  mioro

Anagrams  31  manoro, morano, morona

Updated on 2023/08/11