Entry (1/3) | 1 toro |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 Fanondroana, fampahafantarana, filazana, fampianarana: Toro lalana, toro-hevitra [1.1] |
Compound words |
|
Entry (2/3) | 10 tôro |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in French |
12 sommeil [Sakalava-Mayotte]
[1.405] |
Synonyms | 13 tôromaso |
Entry (3/3) | 14 toro |
Part of speech | 15 adjective |
Explanations in Malagasy |
16 maty: Toro izy [Taisaka]
[1.78] 17 Voaporitra, voatoto: Toro ny tanako voakaton' ny varavarana [1.1] |
Anagrams | 18 otro, toro, tôro, otro, toro, tôro |
Updated on 2023/10/20 |