Entry (1/3) | 1 manota |
Root | 2 ota |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manao hadisoana, heloka: Nanota taminao aho ka tsy mendrika ny hantsoina hoe zanakao akory 5 Mandika didy na fitsipika na zavatra tsy azo atao: Manota fady [1.1] |
Explanations in English |
6 to transgress, to deviate from the line to sin [1.7] |
Explanations in French |
7 violer, transgresser, pécher [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 13 mañota |
Part of speech | 14 active verb |
Explanations in Malagasy |
15 manao ankery, mandrivatsy [Bara]
[1.78] |
Entry (3/3) | 16 manotà |
Root | 17 ota |
Part of speech | 18 imperative of active verb manota [Full list] |
Explanations in Malagasy |
19 [1.1] |
Explanations in French |
20 [1.3] |
Anagrams | 21 amonta, anotam, antoma, manato, mañato, mañota, manotà, manota, matona, naatom, nataom, tamano, taonam |
Updated on 2023/08/11 |