Entry (1/2) | 1 manotrona |
Root | 2 otrona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mamihina na manodidina amin' ny sandry sy ny tanana: Raha tsy olona telo tsy afaka hanotrona io vatana bontòna io Manodidina: Manotrona ny tany ny ranomasina Miaraka amin' ny olona iray mba hiaro azy sy hanome voninahitra azy: Nanotrona ny lehiben' ny governemanta ny ben' ny tanàna sy ny mpitondra fanjakana teo an-toerana |
Explanations in English |
5 [1.7] to escort |
Explanations in French |
6 [1.8] escorter, accompagner |
Examples |
7 Tsy manary irery, satria tonga, manotrona, mandevina. [2.472] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 12 manotròna |
Root | 13 otrona |
Part of speech | 14 imperative of active verb manotrona [Full list] |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] |
Explanations in French |
16 [1.3] |
Anagrams | 17 |
Updated on 2025/01/21 |