|
|
|
|

Entry (1/2)1  manozongozona
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manetsiketsika mafy ary imbetsaka: Manozongozona ny hazo ny rivo-mahery
Mampihontsona, manaketraka: Tsy misy afaka manozongozona ny fitokiako anao
Mitady haka: Mila hanozongozona ny taniko iny lehilahy iny
Explanations in English  4  [1.7] to shake to agitate
Explanations in French  5  [1.8] secouer, agiter
Root  6  hozongozona
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Entry (2/2)11  manozongozòna
Part of speech  12  imperative of active verb manozongozona [Full list]
Explanations in Malagasy  13  [1.1]
Explanations in French  14  [1.3]
Root  15  hozongozona

Anagrams  16  anozongozonam, manozongozòna, manozongozona

Updated on 2025/04/19