|
|
|
|

Entry1  mantamanta
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tsy dia tena manta
Tsy vita tsara tanteraka: Asa mantamanta
Tsy nomasahana tsara, tsy nalaina ambony tsy nalaina ambany, tsy nodinihina tsara: Hevitra mantamanta
Examples  4  [2.472] Ingahy Ravelo koa olona mantamanta vava sy tsy mifidy teny havoaka izay, ka nisy tokoa ny tsy tia azy tao an-tanĂ na.
Root  5  manta
Compound words 
Proverbs  7  Proverbs containing the word mantamanta

Updated on 2024/12/11