|
|
|
|

Index

Proverbs : mantamanta

Proverb 1Mitono manao mantamanta; mahandro manao lozodozotra; ka ny atao ihany no mankarary am-bavafo. [2.165]
Mitono manao mantamanta, mahandro manao lozodozotra : ny atao ihany no mankarary. [2.558 #2480]
Mitono, manao mantamanta; mahandro, manao lozodozotra : ny atao ihany no mankarary am-bava-fo. [2.653]
French translationSi en grillant dans le feu, ou en cuisant dans la marmite, on ne fait cuire qu' à demi, on aura mal à l' estomac par son fait. [2.165]

Proverb 2Tokoam-barin’ ny tiana : mantamanta, matàna am-bohoka; maditsadi-tsaka, manahy manelina. [1.147 #T83]

Index