|
|
|
|

Entry1  mitono
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manao ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mba ho masaka, manatsatsika amin' ny afo: Mitono hena.
4  [1.13] manatsatsika, manasaly, mandoro
Explanations in English  5  [1.7] to broil
Explanations in French  6  [1.8] griller au feu
7  [1.13] griller
Examples  8  [2.470] mitono mangahazo ny ankizy ary mandona ahitra horariana raha afakampitso ny reniny.
Root  9  tono
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Compound words 
Proverbs  18  Proverbs containing the word mitono

Updated on 2024/12/11