|
|
|
|

Entry1  mitono aina
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] minia manao an-kasahiana ny zavatra mety hahafaty; tsy miraharaha ny ho faty mba hahazoana zava-tsoa iray kendrena
Explanations in English  4  [1.2] to risk one's life, to make life as worthless as a lost nail.
5  [1.7] to risk one's life
Explanations in French  6  [1.8] risquer sa vie
Examples  7  [2.324] Kivy izahay, fa tsy naharaka intsony, satria hitanay, fa mitono aina foana izany.
Elementary words  8  mitono, aina
Synonyms  9  manao aina tsy ho zavatra, mivarotra aina

Anagrams  10  mitono aina, notamoinay, notaominay

Updated on 2025/01/21