Entry |
tono
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanaovana zavatra ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mba ho masaka; fanatsatsihana amin' ny afo: Tia tono io zaza io Ilay zavatra atao ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mihitsy mba ho masaka: Tonom-bomanga [1.1]
|
Explanations in English | Broiled [1.7]
|
Explanations in French | Action de griller au feu [1.8]
|
Examples | Raha telo sy efatra ny trondro azo dia atao lany tono ho solom-boangahazo ambara-piandry masaka.
[2.470]
|
Derivatives |
Synonyms | |
Compound words |
|
Proverbs |
|