Entry | 1 maody |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mahina, mahimahina ka miomanomana amin' izay ho avy, mitandrina, malina: Mbà maody ihany fa tsy fantatra izay tian' iny olona mitarataratra ny tranonareo iny hatao Ratsy, kaody: Asa na inona na inona no nataon' Ikoto fa maody erỳ izy isaky ny mifanena amiko |
Explanations in English |
4 [1.7] suspicious, apprehensive |
Explanations in French |
5 [1.8] soupçonneux, méfiant |
Derivatives |
|
Synonyms | 7 maodimaody |
Proverbs | 8 Proverbs containing the word maody |
Anagrams | 9 aodim, daomy, dimao, madio, maody, miado, modia, odiam |
Updated on 2020/07/31 |