Entry | 1 maodimaody |
Root | 2 maody |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mahina, mahimahina ka miomanomana amin' izay ho avy, mitandrina, malina: Mbà maodimaody ihany fa tsy fantatra izay tian' iny olona mitarataratra ny tranonareo iny hatao Ratsy, kaody: Asa na inona na inona no nataon' Ikoto fa maodimaody erỳ izy isaky ny mifanena amiko |
Explanations in English |
5 [1.7] suspicious, apprehensive |
Explanations in French |
6 [1.8] soupçonneux, méfiant |
Derivatives |
|
Synonyms | 8 maody |
Updated on 2025/01/21 |